Proverbs 17:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana noho ny trano feno hena misy fifandirana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo sombi-mofo maina ombam-piadanana, toy izay trano feno hena misy fifandirana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo tapa-mofo maina hanina amim-piadanana, toy izay fanasam-be ao amin’ny trano misy fifandirana.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana noho ny trano feno hena misy fifandirana.
malagasy
Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana.