Proverbs 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anatra iray dia mandaitra kokoa amin’ny hendry noho ny kapoka injato amin’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fananarana indray maka manan-kery amin’ny manan-tsaina, noho ny kapoka zato amin’ny olona adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandaitra kokoa ny anatra iray amin’ny olona misaina noho ny kapoka injato amin’ny olona adala.
Malagasy Bible 1865
Ny anatra dia manan-kery kokoa amin'ny hendry Noho ny kapoka injato amin'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anatra iray dia mandaitra kokoa amin’ny hendry noho ny kapoka injato amin’ny adala.
malagasy
Ny anatra dia manan-kery kokoa amin'ny hendry Noho ny kapoka injato amin'ny adala.