Proverbs 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny maditra dia fatra-pitady ny fikomiana ka iraka lozabe no irahina hamely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mitady afa-tsy fikomiana ny ratsy fanahy, fa handefasana iraka masiaka hamely azy kosa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny maditra dia fatra-pitady ny hanao ratsy, ka handefasan’ny Tompo iraka lozabe hamely azy.
Malagasy Bible 1865
Ny maditra dia fatra-pitady ny ratsy, Ka dia iraka lozabe no irahina hamely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny maditra dia fatra-pitady ny fikomiana ka iraka lozabe no irahina hamely azy.
malagasy
Ny maditra dia fatra-pitady ny ratsy, Ka dia iraka lozabe no irahina hamely azy.