Proverbs 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aleo mifanena amin’ny bera very anaka, toy izay amin’ny adala ao anatin’ny hadalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo mifanena amin’ny orsa vavy very anaka, toy izay amin’ny adala raha mihetsi-pahadalana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo tojo orsavavy very anaka, toy izay sendra adala mihetsika hadalana.
Malagasy Bible 1865
Aleo mifanena amin'ny bera very anaka Toy izay amin'ny adala feno hadalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aleo mifanena amin’ny bera very anaka, toy izay amin’ny adala ao anatin’ny hadalany.
malagasy
Aleo mifanena amin'ny bera very anaka Toy izay amin'ny adala feno hadalana.