Proverbs 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mamaly ratsy ny soa dia tsy hialan’ny ratsy ao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mamaly ratsy ny soa, dia tsy hialan-doza mandrakizay ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay olona mamaly ratsy ny soa dia tsy hialan’ny ratsy ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Izay mamaly ratsy ny soa, Ny ratsy tsy hiala ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mamaly ratsy ny soa dia tsy hialan’ny ratsy ao an-tranony.
malagasy
Izay mamaly ratsy ny soa, Ny ratsy tsy hiala ao an-tranony.