Proverbs 17:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manomboka ady dia toy ny manata-drano; koa ilaozy ny fifandirana dieny tsy mbola mifandramatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manomboka ady, dia toy ny manata-drano, ka mihataha ianao, dieny mbola tsy velona ny fanditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fiandoham-pifandirana dia toy ny mamaky tohandrano; koa ajanòny izany dieny tsy mbola mihombo ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ny fiandohan'ny ady dia toy ny manata-drano, Koa ilaozy ny fifandirana, dieny tsy mbola mifandramatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manomboka ady dia toy ny manata-drano; koa ilaozy ny fifandirana dieny tsy mbola mifandramatra.
malagasy
Ny fiandohan'ny ady dia toy ny manata-drano, Koa ilaozy ny fifandirana, dieny tsy mbola mifandramatra.