Proverbs 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manamarina ny meloka na izay manameloka ny marina dia samy fahavetavetana eo imason’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na izay manamarina ny meloka na izay manameloka ny marina, dia samy fahavetavetana eo imason’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy halan’ny TOMPO avokoa na ny fanamarinana ny olo-meloka na ny fanamelohana ny olo-marina.
Malagasy Bible 1865
Izay manamarina ny meloka, na izay manameloka ny marina,Dia samy fahavetavetana eo imason'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manamarina ny meloka na izay manameloka ny marina dia samy fahavetavetana eo imason’NY TOMPO.
malagasy
Izay manamarina ny meloka, na izay manameloka ny marina,Dia samy fahavetavetana eo imason'i Jehovah.