Proverbs 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatao inona re ity vola an-tanan’ny adala? Hamidy fahendrena va? Tsy manan-tsaina akory izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatao inona ny vola eo an-tanan’ny adala? Hamidy ny fahendrena va? - Tsy azony an-tsaina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatao inona ny vola eo an-tanan’ny adala? Hamidy fahendrena ve? Tsy manan-tsaina hanao izany izy.
Malagasy Bible 1865
Hatao inona re ity vola an-tànan'ny adala? Hamidy fahendrena va? tsy manan-tsaina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatao inona re ity vola an-tanan’ny adala? Hamidy fahendrena va? Tsy manan-tsaina akory izy!
malagasy
Hatao inona re ity vola an-tànan'ny adala? Hamidy fahendrena va? tsy manan-tsaina izy.