Proverbs 17:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana hiantoka ny sakaizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona tsy misy saina mamehy tena amin’ny fanekena, manolo-tena ho antoka hisolo ny namany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona tsy ampy saina izay mipai-tanana manaiky hiantoka ny trosan’ny hafa.
Malagasy Bible 1865
Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana Hiantoka eo anatrehan'ny sakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana hiantoka ny sakaizany.
malagasy
Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana Hiantoka eo anatrehan'ny sakaizany.