Proverbs 17:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tia ady dia tia heloka ary izay manao vavahady avo, mitady faharavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tia ady tia ota, ary izay avo vava tia fionganana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tia fifandirana tia fahotana; ary izay manana hambom-po diso tafahoatra dia mitady fahavoazana ho an’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Izay tia ady dia tia heloka; Ary izay manao vavahady avo mitady fahasimbana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tia ady dia tia heloka ary izay manao vavahady avo, mitady faharavana.
malagasy
Izay tia ady dia tia heloka; Ary izay manao vavahady avo mitady fahasimbana.