Proverbs 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanompo hendry dia mifehy ny zanaka manao izay mahamenatra; hiray lova amin’ny mpirahalahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihoatra noho ny zanaka mahamenatra ny mpanompo malina; ka hizara lova amin’izy mirahalahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanompo hendry hisolongona ny zanaka manala baràka, ka handray anjara lova eo amin’ny mpirahalahy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanompo hendry dia hanapaka ny zanaka manao izay mahamenatra Sady hizara lova amin'ny mpirahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanompo hendry dia mifehy ny zanaka manao izay mahamenatra; hiray lova amin’ny mpirahalahy izy.
malagasy
Ny mpanompo hendry dia hanapaka ny zanaka manao izay mahamenatra Sady hizara lova amin'ny mpirahalahy.