Proverbs 17:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay fo maditra dia tsy hahita soa ary izay manana lela mandainga hivarina any amin’ny loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manana fo mamitaka tsy mahita ny fahasambarana, ary izay manana vava ratsy mivarina aman-doza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay be hafetsen-dratsy dia tsy hahita hasambarana; ary izay miolakola-piteny no hianjadian’ny loza.
Malagasy Bible 1865
Izay madi-po tsy hahita soa; Ary izay manana lela mandainga hivarina any amin'ny loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay fo maditra dia tsy hahita soa ary izay manana lela mandainga hivarina any amin’ny loza.
malagasy
Izay madi-po tsy hahita soa; Ary izay manana lela mandainga hivarina any amin'ny loza.