Proverbs 17:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay miteraka adala dia hahazo alahelo ary ny rain’ny adala tsy mba manam-pifaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay miteraka adala, hahazo alahelo; ny rain’ny adala tsy mba ho faly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay miteraka adala, hahazo alahelo; fa ny rain’ny ketrina tsy mba ho faly.
Malagasy Bible 1865
Izay miteraka adala hahazo alahelo; Ary ny rain'ny adala tsy ho faly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay miteraka adala dia hahazo alahelo ary ny rain’ny adala tsy mba manam-pifaliana.
malagasy
Izay miteraka adala hahazo alahelo; Ary ny rain'ny adala tsy ho faly.