Proverbs 17:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fo ravoravo dia mahasalama tsara, fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fo ravoravo, fanafody mandaitra tokoa; fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fo falifaly mahasoa ny vatana; fa ny fahakiviana mahamaina ny taolana.
Malagasy Bible 1865
Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fo ravoravo dia mahasalama tsara, fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
malagasy
Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.