Proverbs 17:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ratsy fanahy dia mandray kolikoly avy any anaty lamba hoentiny mamadika ny rariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandray kolikoly avy any anaty valombalonan-damba ny ratsy fanahy; ho enti-mamadika ny lalan’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandray kolikoly mangingina ny olon-dratsy hamadihany ny fizotran’ny ara-drariny.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mandray kolikoly avy any anaty lamba Ho entiny mamadika ny rariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ratsy fanahy dia mandray kolikoly avy any anaty lamba hoentiny mamadika ny rariny.
malagasy
Ny ratsy fanahy mandray kolikoly avy any anaty lamba Ho entiny mamadika ny rariny.