Proverbs 17:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo anoloan’ny manan-tsaina ny fahendrena, fa ny mason’ny adala dia mibirioka any amin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona manan-tsaina dia manana ny fahendrena eo anoloany; fa ny mason’ny adala dia any am-paran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misoritra amin’ny endriky ny manan-tsaina ny fahendrena, fa ny mason’ny adala mibirioka any am-paran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Eo anoloan'ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny mason'ny adala dia mibirioka any amin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo anoloan’ny manan-tsaina ny fahendrena, fa ny mason’ny adala dia mibirioka any amin’ny faran’ny tany.
malagasy
Eo anoloan'ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny mason'ny adala dia mibirioka any amin'ny faran'ny tany.