Proverbs 17:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mety ny mampandoa sazy ny marina, na mamely ny manankaja tsy amin’ny rariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety ny mamely ny marina amin’ny sazy, na manameloka ny manan-kaja noho ny fahitsiam-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tsara ny manasazy olo-marina; tsy ara-drariny ny mamely olona manan-kaja.
Malagasy Bible 1865
Tsy mety raha mampijaly ny marina, Na mamely ny manan-kaja noho ny fahamarinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mety ny mampandoa sazy ny marina, na mamely ny manankaja tsy amin’ny rariny.
malagasy
Tsy mety raha mampijaly ny marina, Na mamely ny manan-kaja noho ny fahamarinany.[Na: tsy amin'ny rariny]