Proverbs 17:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana, ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mahatam-bava no manana ny fahaizana, ary izay mihaminkamin-tsaina dia olona manan-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mahalanjalanja ny teniny no feno fahalalana; ary izay mahatsindry fo no olona manan-tsaina;
Malagasy Bible 1865
Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana, ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.
malagasy
Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.