Proverbs 17:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny adala aza raha tsy miteny dia toa hendry, ary izay mahafihina ny molony dia manan-tsaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ny adala aza, atao ho hendry raha mangina, ary atao ho manan-tsaina, raha mikombom-bava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny adala aza, rehefa tsy miteny, dia toy ny hendry; rehefa mikombom-bava izy, dia toa manan-tsaina.
Malagasy Bible 1865
Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny adala aza raha tsy miteny dia toa hendry, ary izay mahafihina ny molony dia manan-tsaina.
malagasy
Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.