Proverbs 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny memy dia ho famantarana ny tena volafotsy ary ny fatana fandrendrehana ho famantarana ny tena volamena, fa NY TOMPO kosa no Mpamantatra ny fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mizaha toetra ny volafotsy dia ny memy, ary ny an’ny volamena dia ny fandrendrehana; fa ny mizaha toetra ny fo kosa dia ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy ny memy fisedrana ny volafotsy ary ny fatana fandrendrehana ny volamena, fa ny TOMPO no mizaha toetra ny fon’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ny memy ho an'ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an'ny volamena; Fa Jehovah ihany no Mpamantatra ny fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny memy dia ho famantarana ny tena volafotsy ary ny fatana fandrendrehana ho famantarana ny tena volamena, fa NY TOMPO kosa no Mpamantatra ny fo.
malagasy
Ny memy ho an'ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an'ny volamena; Fa Jehovah ihany no Mpamantatra ny fo.