Proverbs 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanao ratsy dia manongilan-tsofina amin’ny molotra mandainga ary ny mpandainga mihaino ny lela mampidi-doza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy mihaino izay molotra ratsy; ary ny mpandainga no mampandry sofina amin’izay lela ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanao ratsy manongilan-tsofina amin-dresaka lainga, ary ny mpandainga mihaino ny tenim-panaratsiana.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanao ratsy mampandry sofina amin'ny molotra mandainga; Ary ny mpandainga mihaino ny lela mampidi-doza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanao ratsy dia manongilan-tsofina amin’ny molotra mandainga ary ny mpandainga mihaino ny lela mampidi-doza.
malagasy
Ny mpanao ratsy mampandry sofina amin'ny molotra mandainga; Ary ny mpandainga mihaino ny lela mampidi-doza.