Proverbs 17:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manala baraka ny Mpanao azy izay mihomehy ny mahantra ary izay faly amin’ny loza mitranga dia tsy ho afa-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay maneso ny mahantra, manala baraka izay nanao azy; ary izay mifaly amin’ny fahorian’ny sasany tsy ho afa-maina tsy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay maneso ny mahantra miteny ratsy ny Mpanao azy; ary izay faly amin’ny fahorian’ny sasany dia hofaizina.
Malagasy Bible 1865
Izay mihomehy ny malahelo manala baraka ny Mpanao azy; Ary izay faly amin'ny fahorian'ny sasany dia tsy maintsy hampijalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manala baraka ny Mpanao azy izay mihomehy ny mahantra ary izay faly amin’ny loza mitranga dia tsy ho afa-tsiny.
malagasy
Izay mihomehy ny malahelo manala baraka ny Mpanao azy; Ary izay faly amin'ny fahorian'ny sasany dia tsy maintsy hampijalina.