Proverbs 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satroboninahitry ny antitra ny zafiny ary voninahitry ny zanaka ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satroboninahitry ny antitra, ny zanaky ny zanaka, ary voninahitry ny zanany ny rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satroboninahitry ny antitra ny zafikeliny; ary reharehan’ny zanaka ny rainy.
Malagasy Bible 1865
Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; Ary voninahitry ny zanaka ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satroboninahitry ny antitra ny zafiny ary voninahitry ny zanaka ny rainy.
malagasy
Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; Ary voninahitry ny zanaka ny rainy.