Proverbs 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mendrika ny adala ny manao teny jadona ary vao mainka tsy tokony ho an’ny olo-manankaja ny molotra mandainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tandrifin’ny adala ny hanao teny mendrika indrindra, vao mainka tsy tandrifin’ny andriana ny teny mandainga!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy an’ny ketrina mihitsy ny hanao teny mihaja, ary vao mainka an’ny olo-manankaja ny hilaza lainga.
Malagasy Bible 1865
Ny teny jadona tsy tandrifiny halahatry ny adala, Koa mainka fa tsy tokony ho an'ny zanak'andriana ny molotra mandainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mendrika ny adala ny manao teny jadona ary vao mainka tsy tokony ho an’ny olo-manankaja ny molotra mandainga.
malagasy
Ny teny jadona tsy tandrifiny halahatry ny adala, Koa mainka fa tsy tokony ho an'ny zanak'andriana ny molotra mandainga.