Proverbs 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kolikoly dia heverin’izay manao azy ho toy ny vatosoa ka na aiza na aiza no alehany dia ambinina ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vato soa ho an’izay manana azy ny fanatitra, ka amin’izay itodihany ahombiazany avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kolikoly dia heverina hanambina ny mpanolotra azy, ka hampahomby ny zavatra rehetra hataony.
Malagasy Bible 1865
Ny kolikoly dia toy ny vato soa eo imason'izay mahazo azy, Ka na aiza na aiza alehany dia ambinina ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kolikoly dia heverin’izay manao azy ho toy ny vatosoa ka na aiza na aiza no alehany dia ambinina ihany izy.
malagasy
Ny kolikoly dia toy ny vato soa eo imason'izay mahazo azy, Ka na aiza na aiza alehany dia ambinina ihany.