Proverbs 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mikatsaka ny fihavanana dia manarona heloka, fa izay mamohafoha heloka mampisaraka ny tena mpisakaiza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manarona ny hadisoana no mitady fihavanana; fa izay mampahatsiaro azy amin’ny teniny mampisaraka ny mpisakaiza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mitady fihavanana manadino ny hadisoana; fa izay mamoha fota-mandry mampisaraka ny mpisakaiza.
Malagasy Bible 1865
Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka; Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mikatsaka ny fihavanana dia manarona heloka, fa izay mamohafoha heloka mampisaraka ny tena mpisakaiza.
malagasy
Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka; Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.