Proverbs 18:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mitokantokana dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany; misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay miolonolona irery mitady ny mahafa-po ny filàny ihany, ka mahatezitra azy avokoa izay hevitra mety rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tia tena dia tsy mitady afa-tsy ny tombontsoany; fa mampisafoaka azy rehefa mety fanampiana.
Malagasy Bible 1865
Izay mitokana ho azy dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany, Misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mitokantokana dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany; misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy.
malagasy
Izay mitokana ho azy dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany, Misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy.