Proverbs 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanahin’ny olona dia mampahery azy ao anatin’ny aretiny, fa raha ny fanahy no kivy, iza indray no hanohana azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sain’ny olona no manohana azy raha marary; fa raha ny sainy no kivy, iza indray no hanarina azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toe-panahy mavitrika dia mandresy ny aretina; fa zovy kosa no hanarina ny toe-panahy kivy?
Malagasy Bible 1865
Ny faharariany dia zakan'ny fanahin'ny olona ihany; Fa ny fanahy kivy, iza no mahazaka izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanahin’ny olona dia mampahery azy ao anatin’ny aretiny, fa raha ny fanahy no kivy, iza indray no hanohana azy?
malagasy
Ny faharariany dia zakan'ny fanahin'ny olona ihany; Fa ny fanahy kivy, iza no mahazaka izany?