Proverbs 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fon’ny manan-tsaina mikatsaka fahalalana ary ny sofin’ny hendry mitady izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fo manan-tsaina, mahazo ny fahaizana, ary ny sofin’ny hendry mitady ny fahaizana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fon’ny manan-tsaina maniry hahazo fahalalana, ary ny olon-kendry liana hihaino izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fon'ny manan-tsaina mahazo fahalalana; Ary ny sofin'ny hendry mitady izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fon’ny manan-tsaina mikatsaka fahalalana ary ny sofin’ny hendry mitady izany.
malagasy
Ny fon'ny manan-tsaina mahazo fahalalana; Ary ny sofin'ny hendry mitady izany.