Proverbs 18:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manatona rahalahy voaisy ratsy dia sarotra noho ny mahazo vohitra mafy ary ny fifandirana dia tahaka ny hidin’ny lapan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manoatra ny tanàna mimanda, ny rahalahy miady amin’ny rahalahiny; ary tahaka ny hidin’ny lapa ny fifandiran’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sarotra kokoa noho ny mananika manda ny manatona rahalahy tafintohina; ary ny fifandirana dia mafy toy ny hidin-dapa.
Malagasy Bible 1865
Ny mampionona ny rahalahy voaisy ratsy dia sarotra noho ny manafaka vohitra mafy, Ary ny fifandirana aminy dia tahaka ny hidin'ny lapan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manatona rahalahy voaisy ratsy dia sarotra noho ny mahazo vohitra mafy ary ny fifandirana dia tahaka ny hidin’ny lapan’ny mpanjaka.
malagasy
Ny mampionona ny rahalahy voaisy ratsy dia sarotra noho ny manafaka vohitra mafy, Ary ny fifandirana aminy dia tahaka ny hidin'ny lapan'ny mpanjaka.