Proverbs 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny adala dia tsy mba finaritra amin’ny fahalalana fa ta haneho izay ao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba ny hahazo fahalalana no sitraky ny adala fa ny haneho ny heviny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahaliana ny adala izay fahaiza-manavaka, fa ny haneho ny heviny hatrany no sitrany.
Malagasy Bible 1865
Ny adala tsy mba finaritra amin'ny fahalalana, Fa ta-haneho izay ao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny adala dia tsy mba finaritra amin’ny fahalalana fa ta haneho izay ao am-pony.
malagasy
Ny adala tsy mba finaritra amin'ny fahalalana, Fa ta-haneho izay ao am-pony.