Proverbs 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vokatry ny tenin’ny olona no mahavoky ny kibony, eny, ny vokatry ny molony no mahavoky azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vokatry ny vavan’ny olona no iveloman’ny vatany, ary ny vokatry ny molony no ivokisany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vokatry ny tenin’ny olona no hamelomany tena, eny, ny vokatr’izay lazainy no hivelomany;
Malagasy Bible 1865
Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy; Eny, ny vokatry ny molony no mahavoky azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vokatry ny tenin’ny olona no mahavoky ny kibony, eny, ny vokatry ny molony no mahavoky azy.
malagasy
Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy; Eny, ny vokatry ny molony no mahavoky azy.