Proverbs 18:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mahafaty sy ny mahavelona dia samy hain’ny lela, koa izay tia azy dia hihinana ny vokany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manam-pahefana hahafaty sy hamelona ny lela; ka araka izay fidiny dia hohanin’ny olona ny voany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mahafaty sy mahavelona dia miankina amin’ny teny, ka izay mankamamy miteny no hihinana ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Ny mahafaty sy ny mahavelona samy hain'ny lela, Koa izay manarana azy dia hihinana ny vokany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mahafaty sy ny mahavelona dia samy hain’ny lela, koa izay tia azy dia hihinana ny vokany.
malagasy
Ny mahafaty sy ny mahavelona samy hain'ny lela, Koa izay manarana azy dia hihinana ny vokany.