Proverbs 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fitarainana no ataon’ny mahantra, fa ny mpanankarena dia mamaly amin’ny teny mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fitarainana no fitenin’ny mahantra, ka teny henjana no avalin’ny mpanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitalaholaho ny mahantra, rehefa miteny; fa mihenjana kosa ny mpanankarena, rehefa mamaly.
Malagasy Bible 1865
Fitarainana no ataon'ny malahelo; Nefa ny manan-karena kosa dia mamaly mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fitarainana no ataon’ny mahantra, fa ny mpanankarena dia mamaly amin’ny teny mahery.
malagasy
Fitarainana no ataon'ny malahelo; Nefa ny manan-karena kosa dia mamaly mahery.Izay maro sakaiza tsy maintsy tra-pahoriana; Fa misy sakaiza tia, izay mifikitra noho ny rahalahy aza.[Na: tsy maintsy hita fa ratsy]