Proverbs 18:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy sakaiza izay mitondra amin’ny fahoriana, fa misy kosa sakaiza tia, izay mifikitra mafy noho ny rahalahy aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona maro sakaiza, hahazo loza amin’ireny; fa mba misy izay sakaiza mifikitra noho ny rahalahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay maro namana tsy maintsy ho sahirana, nefa misy sakaiza izay mifikitra noho ny mpiray tampo aza.
Malagasy Bible 1865
Izay maro sakaiza tsy maintsy tra-pahoriana; Fa misy sakaiza tia, izay mifikitra noho ny rahalahy aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy sakaiza izay mitondra amin’ny fahoriana, fa misy kosa sakaiza tia, izay mifikitra mafy noho ny rahalahy aza.
malagasy
Izay maro sakaiza tsy maintsy tra-pahoriana; Fa misy sakaiza tia, izay mifikitra noho ny rahalahy aza.[Na: tsy maintsy hita fa ratsy]