Proverbs 18:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha avy ny ratsy fanahy dia avy ny fanamavoana, ary miaraka amin’ny fahafaham-baraka ny henatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tonga ny ratsy fanahy, tonga koa ny fanalam-baraka, ary miaraka amin’ny henatra, tonga koa ny fanalam-baraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny haratsiam-panahy dia mahatonga fanesoana; ary ny toetra manala baràka dia arahin-kenatra.
Malagasy Bible 1865
Raha avy ny ratsy fanahy, dia avy ny fanamavoana; Ary miaraka amin'ny fahafaham-baraka ny henatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha avy ny ratsy fanahy dia avy ny fanamavoana, ary miaraka amin’ny fahafaham-baraka ny henatra.
malagasy
Raha avy ny ratsy fanahy, dia avy ny fanamavoana; Ary miaraka amin'ny fahafaham-baraka ny henatra.