Proverbs 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan’ny olona ary rano miboiboika ny loharanon’ny fahendrena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan’ny olona; rano tondraka ny loharanon’ny fahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teny aloaky ny vavan’ny olona dia mety ho lalina toy ny ranomasina sy hamelombelona toy ny ranondriaka, ary mety ho loharanom-pahendrena.
Malagasy Bible 1865
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan'ny olona, Ary rano miboiboika ny loharanon'ny fahendrena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan’ny olona ary rano miboiboika ny loharanon’ny fahendrena.
malagasy
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan'ny olona, Ary rano miboiboika ny loharanon'ny fahendrena,