Proverbs 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mety ny manohana ny ratsy fanahy mba handresena ny marina amin’ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety raha ny ratsy fanahy indray no asian-draharaha, mba handresy ny marina amin’ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tsara ny miandany amin’ny olon-dratsy mba hahatonga ny marina ho resy amin’ny fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Tsy mety raha manohana ny ratsy fanahy Handresy ny marina amin'ny fitsarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mety ny manohana ny ratsy fanahy mba handresena ny marina amin’ny fitsarana.
malagasy
Tsy mety raha manohana ny ratsy fanahy Handresy ny marina amin'ny fitsarana.