Proverbs 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny molotry ny adala dia miteraka ny fifandirana ary ny teny ataony dia mihantsy fifamelezana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miditra amin’ny fifandirana ny molotry ny adala; ary mihantsy fanalam-baraka, ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatonga fifandirana ny tenin’ny adala, ary miantso kapoka ny zavatra lazainy.
Malagasy Bible 1865
Ny molotry ny adala manatona ny fifandirana, Ary ny vavany mihantsy kapoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny molotry ny adala dia miteraka ny fifandirana ary ny teny ataony dia mihantsy fifamelezana.
malagasy
Ny molotry ny adala manatona ny fifandirana, Ary ny vavany mihantsy kapoka.