Proverbs 18:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny adala no fandringanana azy ary ny molony ihany no fandriky ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanimbana ho azy ny vavan’ny adala; ary fandrika amin’ny fanahiny ny molony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fandringanan-tena ny lazain’ny adala ary fandrika ho azy ny teny ataony.
Malagasy Bible 1865
Ny vavan'ny adala no fandringanana azy, Ary ny molony ihany no fandriky ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny adala no fandringanana azy ary ny molony ihany no fandriky ny tenany.
malagasy
Ny vavan'ny adala no fandringanana azy, Ary ny molony ihany no fandriky ny fanahiny.