Proverbs 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka hatrany anaty rehetra any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanim-py ny tenin’ny mpitati-bolana, ka mikorotsaka hatrany anatin’ny kibo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa hani-matsiro ny tenin’ny mpanendrikendrika, ka any anaty kibo no mikorotsaka.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py Ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka hatrany anaty rehetra any.
malagasy
Ny tenin'ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py Ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.