Proverbs 19:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny mahantra mandeha tsy misy tsiny noho izay mandainga amin’ny molony sady adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo olo-mahantra mandeha tsy misy tsiny, toy izay olona miavonavom-bava, sady adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo mahantra mizotra ho olom-banona toy izay mpanankarena milaza lainga.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny malahelo mandeha tsy misy tsiny Noho izay mandainga amin'ny molony sady adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny mahantra mandeha tsy misy tsiny noho izay mandainga amin’ny molony sady adala.
malagasy
Tsara ny malahelo mandeha tsy misy tsiny Noho izay mandainga amin'ny molony sady adala.