Proverbs 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mendrika ho an’ny adala ny ho velona amin’ny fahafinaretana, koa mainka fa ny mpanompo no hifehy ny zanak’andriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala tsy tandrifin’ny hiaina ao anatin’ny fahafinaretana; ka mainka izay mpanompo ve no hanapaka ny andriandahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mety ho an’ny adala ny miaina ao amin’ny renty, koa mainka ny hibaikoan’ny mpanompo ireo lehibeny.
Malagasy Bible 1865
Ny ho velona amin'ny fahafinaretana dia tsy tandrifiny ho an'ny adala, Koa mainka izay hanapahan'ny mpanompo ny zanak'andriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mendrika ho an’ny adala ny ho velona amin’ny fahafinaretana, koa mainka fa ny mpanompo no hifehy ny zanak’andriana.
malagasy
Ny ho velona amin'ny fahafinaretana dia tsy tandrifiny ho an'ny adala, Koa mainka izay hanapahan'ny mpanompo ny zanak'andriana.