Proverbs 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatezeran’ny mpanjaka dia toy ny fieron’ny liona tanora, fa toy ny ando amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny fieron’ny liona ny hatezeran’ny mpanjaka; ary tahaka ny ando amin’ny ahitra ny fanambinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahatezeran’ny mpanjaka dia mampatahotra toy ny fieron’ny liona; fa ny fitsimbinany kosa dia mahasoa toy ny ando amin’ny ahitra.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia toy ny fieron'ny liona tanora: Fa ny fitiany kosa toy ny ando amin'ny ahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatezeran’ny mpanjaka dia toy ny fieron’ny liona tanora, fa toy ny ando amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.
malagasy
Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia toy ny fieron'ny liona tanora: Fa ny fitiany kosa toy ny ando amin'ny ahitra.