Proverbs 19:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Trano sy harena no lova avy amin’ny ray, fa ny vady hendry kosa dia avy amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Trano sy herana no lova amin’ny ray; fa ny vady manan-tsaina, famonjena avy amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Trano aman-karena no lova avy amin-drazana; fa ny vady hendry kosa dia avy amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Trano sy harena no lova avy amin'ny ray; Fa ny vady hendry kosa dia avy amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Trano sy harena no lova avy amin’ny ray, fa ny vady hendry kosa dia avy amin’NY TOMPO.
malagasy
Trano sy harena no lova avy amin'ny ray; Fa ny vady hendry kosa dia avy amin'i Jehovah.