Proverbs 19:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mitandrina ny didy dia mitandrina ny ainy, fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mitandrina ny lalàna miaro ny fanahiny; izay tsy mitandrina ny lalany, ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mitandro ny didy no miaro ny ainy; fa ho faty kosa izay tsy miraharaha ny toetrany.
Malagasy Bible 1865
Izay mitandrina ny didy mitandrina ny ainy; Fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mitandrina ny didy dia mitandrina ny ainy, fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty.
malagasy
Izay mitandrina ny didy mitandrina ny ainy; Fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty.[Na: ny fanahiny]