Proverbs 19:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy ny saina atolotra anao, ary raiso ny fananarana mba ho hendry ianao amin’ny manaraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny fanoroana, ary raiso ny fampianarana; mba ho hendry ianao amin’ny andro sisa hiainanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henoy ny torohevitra ary raiso ny anatra mba hahatonga anao ho hendry any aoriana.
Malagasy Bible 1865
Henoy ny saina atolotra, ary raiso ny fananarana, Mba ho hendry ianao amin'izay hiafaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy ny saina atolotra anao, ary raiso ny fananarana mba ho hendry ianao amin’ny manaraka.
malagasy
Henoy ny saina atolotra, ary raiso ny fananarana, Mba ho hendry ianao amin'izay hiafaranao.[Na: any aoriana]