Proverbs 19:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatahorana NY TOMPO no ahazoana fiainana; izay manana izany dia tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahatahorana an’i Iaveh no mitarika ho amin’ny fiainana, ka dia voky tsara, tsy vangiam-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanajana ny TOMPO mitondra ho amin’ny fiainana, fa izany no hananam-piadanana sy tsy hahitan-doza.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatahorana an'i Jehovah no ahazoana fiainana; Izay manana izany tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatahorana NY TOMPO no ahazoana fiainana; izay manana izany dia tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.
malagasy
Ny fahatahorana an'i Jehovah no ahazoana fiainana; Izay manana izany tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.