Proverbs 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny malaina dia mangarona ny eo an-dovia amin’ny tanany, nefa ny hampakatra azy ho ao am-bavany tsy ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kamo mangaron-dovia amin’ny tanany; fa tsy mampakatra ny tanany ao am-bavany indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kamo mangarom-bilia amin’ny tanany, nefa tsy mahatonga izany ao am-bavany.
Malagasy Bible 1865
Ny malaina dia mangarona ny eo an-dovia amin'ny tànany, Nefa ny mampakatra azy ho amin'ny vavany dia tsy zakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny malaina dia mangarona ny eo an-dovia amin’ny tanany, nefa ny hampakatra azy ho ao am-bavany tsy ataony.
malagasy
Ny malaina dia mangarona ny eo an-dovia amin'ny tànany, Nefa ny mampakatra azy ho amin'ny vavany dia tsy zakany.