Proverbs 19:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, mitsahara ange tsy hihaino fampianarana, dia hirenireny lavitra ny fahalalana ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, raha mitsahatra tsy mihaino fampianarana ianao, dia hanalavitra ny tenin’ny fahaizana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, raha mitsahatra tsy mandray anatra ianao, dia hanadino faingana izay nianaranao.
Malagasy Bible 1865
Anaka, mitsahara tsy hihaino anatra Izay mampanalavitra anao ny tenin'ny fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, mitsahara ange tsy hihaino fampianarana, dia hirenireny lavitra ny fahalalana ianao.
malagasy
Anaka, mitsahara tsy hihaino anatra Izay mampanalavitra anao ny tenin'ny fahalalana.[Na: Anaka, raha dia minia manalavitra ny tenin'ny fahalalana ianao, Dia mitsahara tsy hihaino anatra]